plt_tn/psa/087/005.md

947 B

Ny tsirairay tamin'izy ireo dia naterany

Ny vahoakan'ireo firenen-kafa izay manompo an'i Yaveh dia lazaina toy ny hoe teraka tany Jerosalema. DH: "Toy ny hoe teraka tany Jerosalema avokoa ireo vahoaka rehetra ireo"

naterany

Niraisana ny manondro ny tanàna ho "izy." DH: "tany Jerosalema" na "tany Ziona"

ny Avo indrindra mihitsy

Ny mpanoratra manamafy fa ny Avo Indrindra no manao izany.

no hanorina azy

"hampatanjaka an'i Jerosalema"

Soratan'i Yaveh ao amin'ny bokin'ny fanisan'ny firenena

Yaveh miaiky fa Azy ny vahoaka avy amin'ireo firenen-kafa dia lazaina toy ny hoe Izy no mpanjaka nanoratra ny anaran'ireo olona nonina tao amin'ny tanànany.

Teraka tany ilay ity

"Ilay ity" dia manondro ny vahoaka avy amin'ireo firenena izay tononin'ny mpanoratra. Na dia tsy tena teraka tany Ziona azy izy ireo, dia tera-tany Jerosalema ara-panahy ireo izay manara-dia an'Andriamanitra. Jereo izay nandikanao izany ao amin'ny 87:4