# Ny tsirairay tamin'izy ireo dia naterany Ny vahoakan'ireo firenen-kafa izay manompo an'i Yaveh dia lazaina toy ny hoe teraka tany Jerosalema. DH: "Toy ny hoe teraka tany Jerosalema avokoa ireo vahoaka rehetra ireo" # naterany Niraisana ny manondro ny tanàna ho "izy." DH: "tany Jerosalema" na "tany Ziona" # ny Avo indrindra mihitsy Ny mpanoratra manamafy fa ny Avo Indrindra no manao izany. # no hanorina azy "hampatanjaka an'i Jerosalema" # Soratan'i Yaveh ao amin'ny bokin'ny fanisan'ny firenena Yaveh miaiky fa Azy ny vahoaka avy amin'ireo firenen-kafa dia lazaina toy ny hoe Izy no mpanjaka nanoratra ny anaran'ireo olona nonina tao amin'ny tanànany. # Teraka tany ilay ity "Ilay ity" dia manondro ny vahoaka avy amin'ireo firenena izay tononin'ny mpanoratra. Na dia tsy tena teraka tany Ziona azy izy ireo, dia tera-tany Jerosalema ara-panahy ireo izay manara-dia an'Andriamanitra. Jereo izay nandikanao izany ao amin'ny 87:4