plt_tn/psa/087/005.md

24 lines
947 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Ny tsirairay tamin'izy ireo dia naterany
Ny vahoakan'ireo firenen-kafa izay manompo an'i Yaveh dia lazaina toy ny hoe teraka tany Jerosalema. DH: "Toy ny hoe teraka tany Jerosalema avokoa ireo vahoaka rehetra ireo"
# naterany
Niraisana ny manondro ny tanàna ho "izy." DH: "tany Jerosalema" na "tany Ziona"
# ny Avo indrindra mihitsy
Ny mpanoratra manamafy fa ny Avo Indrindra no manao izany.
# no hanorina azy
"hampatanjaka an'i Jerosalema"
# Soratan'i Yaveh ao amin'ny bokin'ny fanisan'ny firenena
Yaveh miaiky fa Azy ny vahoaka avy amin'ireo firenen-kafa dia lazaina toy ny hoe Izy no mpanjaka nanoratra ny anaran'ireo olona nonina tao amin'ny tanànany.
# Teraka tany ilay ity
"Ilay ity" dia manondro ny vahoaka avy amin'ireo firenena izay tononin'ny mpanoratra. Na dia tsy tena teraka tany Ziona azy izy ireo, dia tera-tany Jerosalema ara-panahy ireo izay manara-dia an'Andriamanitra. Jereo izay nandikanao izany ao amin'ny 87:4