forked from WA-Catalog/plt_tn
20 lines
683 B
Markdown
20 lines
683 B
Markdown
# Tononiko
|
|
|
|
"Izaho milaza." Eto ny "izaho" dia manondro an'i Yaveh
|
|
|
|
# Rahaba sy Babylona
|
|
|
|
Eto "Rahaba" dia fomba kanto anondroana an'i Egypta. Na "Rahaba" na "Babylona" dia maneho ny vahoaka. DH: "ny vahoakan'i Egypta sy Babylona"
|
|
|
|
# amin'ireo mpanara-dia ahy
|
|
|
|
"amin'ireo izay manompo Ahy"
|
|
|
|
# Filistia, sy Tyro, mbamin'i Etiopia
|
|
|
|
Ny anaran'ireo firenena ireo dia maneho ny vahoaka. DH: "vahoaka avy any Filistia, Tyro, mbamin'ny vahoakan'i Etiopia"
|
|
|
|
# Teraka tany ilay ity
|
|
|
|
"Ilay ity" dia manondro ny vahoaka avy amin'ireo firenena izay tononin'ny mpanoratra. Na dia tsy tena teraka tany Ziona azy izy ireo, dia tera-tany Jerosalema ara-panahy ireo izay manara-dia an'Andriamanitra.
|