plt_tn/psa/087/004.md

683 B

Tononiko

"Izaho milaza." Eto ny "izaho" dia manondro an'i Yaveh

Rahaba sy Babylona

Eto "Rahaba" dia fomba kanto anondroana an'i Egypta. Na "Rahaba" na "Babylona" dia maneho ny vahoaka. DH: "ny vahoakan'i Egypta sy Babylona"

amin'ireo mpanara-dia ahy

"amin'ireo izay manompo Ahy"

Filistia, sy Tyro, mbamin'i Etiopia

Ny anaran'ireo firenena ireo dia maneho ny vahoaka. DH: "vahoaka avy any Filistia, Tyro, mbamin'ny vahoakan'i Etiopia"

Teraka tany ilay ity

"Ilay ity" dia manondro ny vahoaka avy amin'ireo firenena izay tononin'ny mpanoratra. Na dia tsy tena teraka tany Ziona azy izy ireo, dia tera-tany Jerosalema ara-panahy ireo izay manara-dia an'Andriamanitra.