# Tononiko "Izaho milaza." Eto ny "izaho" dia manondro an'i Yaveh # Rahaba sy Babylona Eto "Rahaba" dia fomba kanto anondroana an'i Egypta. Na "Rahaba" na "Babylona" dia maneho ny vahoaka. DH: "ny vahoakan'i Egypta sy Babylona" # amin'ireo mpanara-dia ahy "amin'ireo izay manompo Ahy" # Filistia, sy Tyro, mbamin'i Etiopia Ny anaran'ireo firenena ireo dia maneho ny vahoaka. DH: "vahoaka avy any Filistia, Tyro, mbamin'ny vahoakan'i Etiopia" # Teraka tany ilay ity "Ilay ity" dia manondro ny vahoaka avy amin'ireo firenena izay tononin'ny mpanoratra. Na dia tsy tena teraka tany Ziona azy izy ireo, dia tera-tany Jerosalema ara-panahy ireo izay manara-dia an'Andriamanitra.