plt_tn/psa/086/013.md

16 lines
471 B
Markdown

# efa namonjy ny aiko tamin'ny halalin'ny Fiainan-tsy hita Ianao
Tsy midika akory izany fa namerina azy ho velona indray Andriamanitra taorian'ny fahafatesany. Izany midika fa nanavotra azy Andriamanitra tamin'izy efa ho faty.
# ny mpirehareha
Ity dia mpamaritra anarana izay azo avadika ho mpamaritoetra. DH: "olona mpirehareha"
# efa nitsangana hanohitra ahy
"miara-tonga hanisy ratsy ahy"
# mifofo ny aiko
Izany dia fomba ilazana fa mitady hamono azy izy ireo.