# efa namonjy ny aiko tamin'ny halalin'ny Fiainan-tsy hita Ianao Tsy midika akory izany fa namerina azy ho velona indray Andriamanitra taorian'ny fahafatesany. Izany midika fa nanavotra azy Andriamanitra tamin'izy efa ho faty. # ny mpirehareha Ity dia mpamaritra anarana izay azo avadika ho mpamaritoetra. DH: "olona mpirehareha" # efa nitsangana hanohitra ahy "miara-tonga hanisy ratsy ahy" # mifofo ny aiko Izany dia fomba ilazana fa mitady hamono azy izy ireo.