plt_tn/psa/086/013.md

471 B

efa namonjy ny aiko tamin'ny halalin'ny Fiainan-tsy hita Ianao

Tsy midika akory izany fa namerina azy ho velona indray Andriamanitra taorian'ny fahafatesany. Izany midika fa nanavotra azy Andriamanitra tamin'izy efa ho faty.

ny mpirehareha

Ity dia mpamaritra anarana izay azo avadika ho mpamaritoetra. DH: "olona mpirehareha"

efa nitsangana hanohitra ahy

"miara-tonga hanisy ratsy ahy"

mifofo ny aiko

Izany dia fomba ilazana fa mitady hamono azy izy ireo.