plt_tn/psa/086/008.md

12 lines
423 B
Markdown

# amin'ireo andriamanitra
Tsy miaiky ny fisian'ireo andriamani-kafa ireo ny mpanoratra. Izy akory tsy manondro andriamanitra diso izay tompoin'ny olona avy amin'ny firenen-kafa.
# Ny firenen-drehetra
Eto "ny firenena" dia maneho ny vahoaka. DH: "Ny vahoaka avy amin'ny firenen-drehetra"
# hanome voninahitra ny anaranao izy ireo
Eto ny "anarana" dia maneho ilay olona manontolo. DH: "hanome voninahitra Anao izy ireo"