# amin'ireo andriamanitra Tsy miaiky ny fisian'ireo andriamani-kafa ireo ny mpanoratra. Izy akory tsy manondro andriamanitra diso izay tompoin'ny olona avy amin'ny firenen-kafa. # Ny firenen-drehetra Eto "ny firenena" dia maneho ny vahoaka. DH: "Ny vahoaka avy amin'ny firenen-drehetra" # hanome voninahitra ny anaranao izy ireo Eto ny "anarana" dia maneho ilay olona manontolo. DH: "hanome voninahitra Anao izy ireo"