plt_tn/psa/086/008.md

423 B

amin'ireo andriamanitra

Tsy miaiky ny fisian'ireo andriamani-kafa ireo ny mpanoratra. Izy akory tsy manondro andriamanitra diso izay tompoin'ny olona avy amin'ny firenen-kafa.

Ny firenen-drehetra

Eto "ny firenena" dia maneho ny vahoaka. DH: "Ny vahoaka avy amin'ny firenen-drehetra"

hanome voninahitra ny anaranao izy ireo

Eto ny "anarana" dia maneho ilay olona manontolo. DH: "hanome voninahitra Anao izy ireo"