plt_tn/psa/086/001.md

12 lines
293 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Ny fifanindrinan-dalana dia iraisana amin'ny hay kanto Hebreo.
# mahantra sy mijaly
"malemy sy ory aho" (UDB)
# vonjeo ny mpanomponao
Davida manondro ny tenany toy ny "mpanomponao," izany hoe, mpanompon'Andriamanitra. DH: "Avoty izaho, mpanomponao"