# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Ny fifanindrinan-dalana dia iraisana amin'ny hay kanto Hebreo. # mahantra sy mijaly "malemy sy ory aho" (UDB) # vonjeo ny mpanomponao Davida manondro ny tenany toy ny "mpanomponao," izany hoe, mpanompon'Andriamanitra. DH: "Avoty izaho, mpanomponao"