plt_tn/psa/086/001.md

293 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Ny fifanindrinan-dalana dia iraisana amin'ny hay kanto Hebreo.

mahantra sy mijaly

"malemy sy ory aho" (UDB)

vonjeo ny mpanomponao

Davida manondro ny tenany toy ny "mpanomponao," izany hoe, mpanompon'Andriamanitra. DH: "Avoty izaho, mpanomponao"