plt_tn/psa/085/008.md

16 lines
786 B
Markdown

# hihavana amin'ny olony
"hanana fifandraisana tsara amin'ny vahoakany" na "hitondra fiadanana ho an'ny vahoakany"
# Nefa tsy hiverina amin'ny lalan'ny fahadalàna indray izy ireo
Ny olona iray manova ny fomba fitondran-tenany dai lzaiana toy ny hoe izy mivily amin'ny tondro lalana hafa mihitsy. DH: "Nefa aoka izy ireo tsy hanao fahadalàna indray"
# Ny famonjeny tokoa dia eo akaikin'izay matahotra Azy
Andriamanitra vonona hanavotra olona iray dia lazaina toy ny hoe zavatra izay napetrak'Andriamanitra akaikin'olona iray ny famonjena. DH: "Vonona hanavotra ireo izay matahotra Azy tokoa Andriamanitra"
# dia hitoetra amin'ny taninay ny voninahitra
Eto ny "voninahitra" dia maneho ny fanatrehan'Andriamanitra. DH: "dia hitoetra ao an-taninay ny fanatrehanao be voninahitra"