# hihavana amin'ny olony "hanana fifandraisana tsara amin'ny vahoakany" na "hitondra fiadanana ho an'ny vahoakany" # Nefa tsy hiverina amin'ny lalan'ny fahadalàna indray izy ireo Ny olona iray manova ny fomba fitondran-tenany dai lzaiana toy ny hoe izy mivily amin'ny tondro lalana hafa mihitsy. DH: "Nefa aoka izy ireo tsy hanao fahadalàna indray" # Ny famonjeny tokoa dia eo akaikin'izay matahotra Azy Andriamanitra vonona hanavotra olona iray dia lazaina toy ny hoe zavatra izay napetrak'Andriamanitra akaikin'olona iray ny famonjena. DH: "Vonona hanavotra ireo izay matahotra Azy tokoa Andriamanitra" # dia hitoetra amin'ny taninay ny voninahitra Eto ny "voninahitra" dia maneho ny fanatrehan'Andriamanitra. DH: "dia hitoetra ao an-taninay ny fanatrehanao be voninahitra"