plt_tn/psa/085/008.md

786 B

hihavana amin'ny olony

"hanana fifandraisana tsara amin'ny vahoakany" na "hitondra fiadanana ho an'ny vahoakany"

Nefa tsy hiverina amin'ny lalan'ny fahadalàna indray izy ireo

Ny olona iray manova ny fomba fitondran-tenany dai lzaiana toy ny hoe izy mivily amin'ny tondro lalana hafa mihitsy. DH: "Nefa aoka izy ireo tsy hanao fahadalàna indray"

Ny famonjeny tokoa dia eo akaikin'izay matahotra Azy

Andriamanitra vonona hanavotra olona iray dia lazaina toy ny hoe zavatra izay napetrak'Andriamanitra akaikin'olona iray ny famonjena. DH: "Vonona hanavotra ireo izay matahotra Azy tokoa Andriamanitra"

dia hitoetra amin'ny taninay ny voninahitra

Eto ny "voninahitra" dia maneho ny fanatrehan'Andriamanitra. DH: "dia hitoetra ao an-taninay ny fanatrehanao be voninahitra"