plt_tn/psa/085/006.md

8 lines
411 B
Markdown

# Tsy mba hamelona anay indray ve Ianao?
Ny mpanoratra mampiasa fanontaniana mba hanamafisana ny fangatahany amin'Andriamanitra hanao ny vahoakan'Israely ho ambinina sy ho faly indray. DH: "Mba ambino indray re izahay." Ity fanontaniana fampisainana ity dia azo avadika ho fanambarana tsotra.
# tanteraho aminay ny famonjenao.
Ny anarana famonjena dia azo avadika ho matoanteny. DH: "amin'ny famonjena anay"