# Tsy mba hamelona anay indray ve Ianao? Ny mpanoratra mampiasa fanontaniana mba hanamafisana ny fangatahany amin'Andriamanitra hanao ny vahoakan'Israely ho ambinina sy ho faly indray. DH: "Mba ambino indray re izahay." Ity fanontaniana fampisainana ity dia azo avadika ho fanambarana tsotra. # tanteraho aminay ny famonjenao. Ny anarana famonjena dia azo avadika ho matoanteny. DH: "amin'ny famonjena anay"