plt_tn/psa/085/006.md

411 B

Tsy mba hamelona anay indray ve Ianao?

Ny mpanoratra mampiasa fanontaniana mba hanamafisana ny fangatahany amin'Andriamanitra hanao ny vahoakan'Israely ho ambinina sy ho faly indray. DH: "Mba ambino indray re izahay." Ity fanontaniana fampisainana ity dia azo avadika ho fanambarana tsotra.

tanteraho aminay ny famonjenao.

Ny anarana famonjena dia azo avadika ho matoanteny. DH: "amin'ny famonjena anay"