plt_tn/psa/084/007.md

1010 B

Avy miha-mahery am-pandehanana izy ireo

Ity no fomba fiteny ilazana fa miha matanjaka izy ireo.

Avy izy ireo

Eto ny "izy ireo" dia manondro an'ireo izay maniry fatratra hankany an-tempoly hanompo an'Andriamanitra.

Sela

Ity dia mety ho fomba fiteny ara-mozikaly izay milaza ny olona ny fomba fihirana na fitendrena ny zava-manenony eto. Misy amin'ireo fandikan-teny manoratra ny teny Hebreo, ary misy tsy manisy izany. Jereo izay nandikanao izany ao amin'ny 3:1.

Andriamanitra o, ambeno ny ampinganay

Ny mpanjaka izay miaro ny vahoakany dia lazaina toy ny hoe izy no ampinga. DH: "Andriamanitra o, miambena ny mpanjakanay"

Fa ny andro iray ao an-kianjanao dia lehibe mihoatra ny arivo any an-kafa

"Aleoko ao an-kianjanao iray andro toy izay any an-kafa arivo andro"

arivo

"1.000"

mpiandry varavarana

"mpiambina varavarana" na "mijoro eo am-baravarana"

ny ratsy fanahy

Ity mpamaritra anarana ity dia azo adika ho mpamaritoetra. DH: "olona ratsy fanahy" na "ireo izay ratsy fanahy"