plt_tn/psa/084/007.md

32 lines
1010 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Avy miha-mahery am-pandehanana izy ireo
Ity no fomba fiteny ilazana fa miha matanjaka izy ireo.
# Avy izy ireo
Eto ny "izy ireo" dia manondro an'ireo izay maniry fatratra hankany an-tempoly hanompo an'Andriamanitra.
# Sela
Ity dia mety ho fomba fiteny ara-mozikaly izay milaza ny olona ny fomba fihirana na fitendrena ny zava-manenony eto. Misy amin'ireo fandikan-teny manoratra ny teny Hebreo, ary misy tsy manisy izany. Jereo izay nandikanao izany ao amin'ny 3:1.
# Andriamanitra o, ambeno ny ampinganay
Ny mpanjaka izay miaro ny vahoakany dia lazaina toy ny hoe izy no ampinga. DH: "Andriamanitra o, miambena ny mpanjakanay"
# Fa ny andro iray ao an-kianjanao dia lehibe mihoatra ny arivo any an-kafa
"Aleoko ao an-kianjanao iray andro toy izay any an-kafa arivo andro"
# arivo
"1.000"
# mpiandry varavarana
"mpiambina varavarana" na "mijoro eo am-baravarana"
# ny ratsy fanahy
Ity mpamaritra anarana ity dia azo adika ho mpamaritoetra. DH: "olona ratsy fanahy" na "ireo izay ratsy fanahy"