plt_tn/psa/084/003.md

458 B

fody ... tsikirity

Ireo dia karazam-borona.

nahita fonenana ho azy

"nanao fonenana ho azy"

mba hametrahany ny zanany

"mba hahafahany mametraka ny atodiny sy hiahiany ny zanany"

izy ireo izay mitoetra ao an-tranonao;

Ireo mety ho heviny dia 1) "izy ireo" dia manondro ireo mpisorona izay manompo maharitra ao an-tempoly na 2) "izy ireo" dia manondro ny vahoaka amin'ny ankapobeny izay tonga manompo ao an-tempoly.

hatrany

"hatrany hatrany"