# fody ... tsikirity Ireo dia karazam-borona. # nahita fonenana ho azy "nanao fonenana ho azy" # mba hametrahany ny zanany "mba hahafahany mametraka ny atodiny sy hiahiany ny zanany" # izy ireo izay mitoetra ao an-tranonao; Ireo mety ho heviny dia 1) "izy ireo" dia manondro ireo mpisorona izay manompo maharitra ao an-tempoly na 2) "izy ireo" dia manondro ny vahoaka amin'ny ankapobeny izay tonga manompo ao an-tempoly. # hatrany "hatrany hatrany"