plt_tn/psa/084/003.md

20 lines
458 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# fody ... tsikirity
Ireo dia karazam-borona.
# nahita fonenana ho azy
"nanao fonenana ho azy"
# mba hametrahany ny zanany
"mba hahafahany mametraka ny atodiny sy hiahiany ny zanany"
# izy ireo izay mitoetra ao an-tranonao;
Ireo mety ho heviny dia 1) "izy ireo" dia manondro ireo mpisorona izay manompo maharitra ao an-tempoly na 2) "izy ireo" dia manondro ny vahoaka amin'ny ankapobeny izay tonga manompo ao an-tempoly.
# hatrany
"hatrany hatrany"