plt_tn/psa/084/001.md

1015 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Ny fifanindrinan-dalana dia iraisana amin'ny hay kanto Hebreo.

Ho an'ny mpiventy hira

"Izany dia ho an'ny lehiben'ny mpitendry miasa ao anaty fanompoam-pivavahana"

atao amin'ny fomba Al-hagitih

Mety ho manondro karazana mozika izany. Jereo izay nandikanao izany ao amin'ny 8:1.

Salamo nataon'ireo zanaka lahin'i Kora

"Ity dia salamo nosoratan'ireo zanaka lahin'i Kora"

Endrey ny hakanton'ny

"Endrey ny hatsaran'ny"

Maniry fatratra ny kianjan'i Yaveh aho

"maniry mafy ny ho ao an-kianjan'i Yaveh aho"

ny kianjan'i Yaveh

Eto ny "kianja" dia maneho ny tempoly.

nahaketraka ahy ny faniriko izany

"nahaketraka ahy ny faniriako" na "reraka aho satria naniry fatratra izany"

Ny foko sy ny momba ahy rehetra miantso mafy

Eto ny "fo" dia maneho ilay olona manontolo. DH: "miantso mafy amin'ny tenako manontolo aho"

Andriamanitra velona

Izany dia midika fa Andriamanitra dia velona ary Izy ihany koa manana fahefana hanao ny zavatra hafa ho velona.