# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Ny fifanindrinan-dalana dia iraisana amin'ny hay kanto Hebreo. # Ho an'ny mpiventy hira "Izany dia ho an'ny lehiben'ny mpitendry miasa ao anaty fanompoam-pivavahana" # atao amin'ny fomba Al-hagitih Mety ho manondro karazana mozika izany. Jereo izay nandikanao izany ao amin'ny 8:1. # Salamo nataon'ireo zanaka lahin'i Kora "Ity dia salamo nosoratan'ireo zanaka lahin'i Kora" # Endrey ny hakanton'ny "Endrey ny hatsaran'ny" # Maniry fatratra ny kianjan'i Yaveh aho "maniry mafy ny ho ao an-kianjan'i Yaveh aho" # ny kianjan'i Yaveh Eto ny "kianja" dia maneho ny tempoly. # nahaketraka ahy ny faniriko izany "nahaketraka ahy ny faniriako" na "reraka aho satria naniry fatratra izany" # Ny foko sy ny momba ahy rehetra miantso mafy Eto ny "fo" dia maneho ilay olona manontolo. DH: "miantso mafy amin'ny tenako manontolo aho" # Andriamanitra velona Izany dia midika fa Andriamanitra dia velona ary Izy ihany koa manana fahefana hanao ny zavatra hafa ho velona.