plt_tn/psa/084/001.md

40 lines
1015 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Ny fifanindrinan-dalana dia iraisana amin'ny hay kanto Hebreo.
# Ho an'ny mpiventy hira
"Izany dia ho an'ny lehiben'ny mpitendry miasa ao anaty fanompoam-pivavahana"
# atao amin'ny fomba Al-hagitih
Mety ho manondro karazana mozika izany. Jereo izay nandikanao izany ao amin'ny 8:1.
# Salamo nataon'ireo zanaka lahin'i Kora
"Ity dia salamo nosoratan'ireo zanaka lahin'i Kora"
# Endrey ny hakanton'ny
"Endrey ny hatsaran'ny"
# Maniry fatratra ny kianjan'i Yaveh aho
"maniry mafy ny ho ao an-kianjan'i Yaveh aho"
# ny kianjan'i Yaveh
Eto ny "kianja" dia maneho ny tempoly.
# nahaketraka ahy ny faniriko izany
"nahaketraka ahy ny faniriako" na "reraka aho satria naniry fatratra izany"
# Ny foko sy ny momba ahy rehetra miantso mafy
Eto ny "fo" dia maneho ilay olona manontolo. DH: "miantso mafy amin'ny tenako manontolo aho"
# Andriamanitra velona
Izany dia midika fa Andriamanitra dia velona ary Izy ihany koa manana fahefana hanao ny zavatra hafa ho velona.