plt_tn/psa/083/009.md

601 B

Ataovy aminy ... ho an'ny tany

Ny mpanoratra mangataka amin'Andriamanitra mba handavo ireo fahavalon'Israely tahaka ny nataony tany amin'ny lasa.

nataonao tamin'i Midiana

Eto ny "Mididana" dia maneho ny vahoakan'i Midiana. DH: "nataonao tamin'ny Midianita"

Sisera ... Jabina

Ireo dia anaran-dehilahy. Jabina dia mpanjakan'i Hazora. Sisera dia mpifehy ny tafik'i Jabina.

ony Kisona

Anarana ony any avaratr'Israely io.

En-dora

Anaran-tanàna any avaratr'Israely io.

lasa tahaka ny zezika ho an'ny tany

Izany dia midika fa tsy nalevina ny vatan'i SIsera sy Jabina fa navela ho lo.