# Ataovy aminy ... ho an'ny tany Ny mpanoratra mangataka amin'Andriamanitra mba handavo ireo fahavalon'Israely tahaka ny nataony tany amin'ny lasa. # nataonao tamin'i Midiana Eto ny "Mididana" dia maneho ny vahoakan'i Midiana. DH: "nataonao tamin'ny Midianita" # Sisera ... Jabina Ireo dia anaran-dehilahy. Jabina dia mpanjakan'i Hazora. Sisera dia mpifehy ny tafik'i Jabina. # ony Kisona Anarana ony any avaratr'Israely io. # En-dora Anaran-tanĂ na any avaratr'Israely io. # lasa tahaka ny zezika ho an'ny tany Izany dia midika fa tsy nalevina ny vatan'i SIsera sy Jabina fa navela ho lo.