plt_tn/psa/083/009.md

24 lines
601 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Ataovy aminy ... ho an'ny tany
Ny mpanoratra mangataka amin'Andriamanitra mba handavo ireo fahavalon'Israely tahaka ny nataony tany amin'ny lasa.
# nataonao tamin'i Midiana
Eto ny "Mididana" dia maneho ny vahoakan'i Midiana. DH: "nataonao tamin'ny Midianita"
# Sisera ... Jabina
Ireo dia anaran-dehilahy. Jabina dia mpanjakan'i Hazora. Sisera dia mpifehy ny tafik'i Jabina.
# ony Kisona
Anarana ony any avaratr'Israely io.
# En-dora
Anaran-tanàna any avaratr'Israely io.
# lasa tahaka ny zezika ho an'ny tany
Izany dia midika fa tsy nalevina ny vatan'i SIsera sy Jabina fa navela ho lo.