plt_tn/psa/083/001.md

618 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Ny fifanindrinan-dalana dia iraisana amin'ny hay kanto Hebreo.

Tonon-kira. Salamo nataon'i Asafa

"Ity dia salamo nosoratan'i Asafa"

ary hijanona tsy mihetsika

"ary tsy manao na inona na inona hamonjena anay"

Indro, manao fikomiana ireo fahavalonao

Eto ny "fanaovana fikomiana" dia midika fa izy ireo mampirotaka sy mikomy. DH: "Indro, mikomy aminao ireo fahavalonao"

izay mankahala anao dia efa nampitraka ny lohany

Ny andianteny "nampitraka ny lohany" dia fomba fiteny ilazana fa mikomy amin'Andriamanitra izy ireo. DH: "mihantsy Anao ireo izay mankahala Anao"