# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Ny fifanindrinan-dalana dia iraisana amin'ny hay kanto Hebreo. # Tonon-kira. Salamo nataon'i Asafa "Ity dia salamo nosoratan'i Asafa" # ary hijanona tsy mihetsika "ary tsy manao na inona na inona hamonjena anay" # Indro, manao fikomiana ireo fahavalonao Eto ny "fanaovana fikomiana" dia midika fa izy ireo mampirotaka sy mikomy. DH: "Indro, mikomy aminao ireo fahavalonao" # izay mankahala anao dia efa nampitraka ny lohany Ny andianteny "nampitraka ny lohany" dia fomba fiteny ilazana fa mikomy amin'Andriamanitra izy ireo. DH: "mihantsy Anao ireo izay mankahala Anao"