plt_tn/psa/083/001.md

20 lines
618 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Ny fifanindrinan-dalana dia iraisana amin'ny hay kanto Hebreo.
# Tonon-kira. Salamo nataon'i Asafa
"Ity dia salamo nosoratan'i Asafa"
# ary hijanona tsy mihetsika
"ary tsy manao na inona na inona hamonjena anay"
# Indro, manao fikomiana ireo fahavalonao
Eto ny "fanaovana fikomiana" dia midika fa izy ireo mampirotaka sy mikomy. DH: "Indro, mikomy aminao ireo fahavalonao"
# izay mankahala anao dia efa nampitraka ny lohany
Ny andianteny "nampitraka ny lohany" dia fomba fiteny ilazana fa mikomy amin'Andriamanitra izy ireo. DH: "mihantsy Anao ireo izay mankahala Anao"