plt_tn/psa/082/005.md

479 B

izy ireo

Ireo mety ho heviny dia 1) manondro an'ireo andriamanitra na 2) manondro ny olona ratsy fanahy.

nirenireny tao anIreo andriamanitra aty aizina

Ny fanaovana izay ratsy dia lazaina toy ny hoe mandehandeha eny amin'ny toerana tena maizina.

nirodana avokoa ny fanambanin'ny tany rehetra

Ireo andriamanitra manimba ny fandaharana izay nampitoerin'i Yaveh dia lazaina toy ny hoe nanozongozona ny tany ireo andriamanitra ary nanenjera izany.

nirodana

"nianjera"