# izy ireo Ireo mety ho heviny dia 1) manondro an'ireo andriamanitra na 2) manondro ny olona ratsy fanahy. # nirenireny tao anIreo andriamanitra aty aizina Ny fanaovana izay ratsy dia lazaina toy ny hoe mandehandeha eny amin'ny toerana tena maizina. # nirodana avokoa ny fanambanin'ny tany rehetra Ireo andriamanitra manimba ny fandaharana izay nampitoerin'i Yaveh dia lazaina toy ny hoe nanozongozona ny tany ireo andriamanitra ary nanenjera izany. # nirodana "nianjera"