plt_tn/psa/082/005.md

16 lines
479 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# izy ireo
Ireo mety ho heviny dia 1) manondro an'ireo andriamanitra na 2) manondro ny olona ratsy fanahy.
# nirenireny tao anIreo andriamanitra aty aizina
Ny fanaovana izay ratsy dia lazaina toy ny hoe mandehandeha eny amin'ny toerana tena maizina.
# nirodana avokoa ny fanambanin'ny tany rehetra
Ireo andriamanitra manimba ny fandaharana izay nampitoerin'i Yaveh dia lazaina toy ny hoe nanozongozona ny tany ireo andriamanitra ary nanenjera izany.
# nirodana
"nianjera"