plt_tn/psa/082/003.md

751 B

ny mahantra sy ny kamboty

Eto "ny mahantra" sy "kamboty" dia mpamaritra anarana. Azo avadika ho mpamaritoetra ireo. DH: "Ireo izay mahantra sy ireo izay kamboty"

omeo rariny ny

"manao izay marina ho an'ny"

ory sy ny malahelo

Eto "ny ory" sy ny "malahelo" dia mpamaritra anarana. Azo avadika ho mpamaritoetra ireo. DH: "Ireo izay mijaly sy ireo izay tsy manana na inona na inona"

ny mahantra sy ny sahirana ... ny ratsy fanahy

Ireo dia mpamaritra anarana. Azo avadika ho mpamaritoetra ireo. DH: "Ireo izay mahantra sy ireo izay sahirana ... ireo izay ratsy fanahy"

afaho amin'ny tanan'ny ratsy fanahy izy ireny

Eto ny teny "tanana" dia maneho fahefana na fanapahana. DH: "atsaharo amin'ny famelezana azy ireny ny olona ratsy fanahy"