# ny mahantra sy ny kamboty Eto "ny mahantra" sy "kamboty" dia mpamaritra anarana. Azo avadika ho mpamaritoetra ireo. DH: "Ireo izay mahantra sy ireo izay kamboty" # omeo rariny ny "manao izay marina ho an'ny" # ory sy ny malahelo Eto "ny ory" sy ny "malahelo" dia mpamaritra anarana. Azo avadika ho mpamaritoetra ireo. DH: "Ireo izay mijaly sy ireo izay tsy manana na inona na inona" # ny mahantra sy ny sahirana ... ny ratsy fanahy Ireo dia mpamaritra anarana. Azo avadika ho mpamaritoetra ireo. DH: "Ireo izay mahantra sy ireo izay sahirana ... ireo izay ratsy fanahy" # afaho amin'ny tanan'ny ratsy fanahy izy ireny Eto ny teny "tanana" dia maneho fahefana na fanapahana. DH: "atsaharo amin'ny famelezana azy ireny ny olona ratsy fanahy"