plt_tn/psa/082/003.md

20 lines
751 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# ny mahantra sy ny kamboty
Eto "ny mahantra" sy "kamboty" dia mpamaritra anarana. Azo avadika ho mpamaritoetra ireo. DH: "Ireo izay mahantra sy ireo izay kamboty"
# omeo rariny ny
"manao izay marina ho an'ny"
# ory sy ny malahelo
Eto "ny ory" sy ny "malahelo" dia mpamaritra anarana. Azo avadika ho mpamaritoetra ireo. DH: "Ireo izay mijaly sy ireo izay tsy manana na inona na inona"
# ny mahantra sy ny sahirana ... ny ratsy fanahy
Ireo dia mpamaritra anarana. Azo avadika ho mpamaritoetra ireo. DH: "Ireo izay mahantra sy ireo izay sahirana ... ireo izay ratsy fanahy"
# afaho amin'ny tanan'ny ratsy fanahy izy ireny
Eto ny teny "tanana" dia maneho fahefana na fanapahana. DH: "atsaharo amin'ny famelezana azy ireny ny olona ratsy fanahy"