plt_tn/psa/081/015.md

20 lines
664 B
Markdown

# izay mankahala an'i Yaveh ... eo anatrehany
"izay mankahala Ahy ... eo anatrehako"
# hiankohoka amin-tahotra
"ho lavo amin-tahotra"
# Ho fahanako vary tsara indrindra ny Israely
Andriamanitra mahatonga ny ny vary tsara indrindra hitsiry any Israely dia lazaina toy ny hoe namahana vary ny vahoaka ara-bakiteny mihitsy Izy. DH: "Hamela ny Israelita hihinana ny vary tsara indrindra Aho"
# Ho fahanako ny Israely ... homeko fahafam-po ianareo
Ny "Israely" sy "ianareo" dia manondro ny Israelita.
# amin'ny tantely avy amin'ny vatolampy
Izany dia manondro ny tantely dia. Ny tantely manorina ny tohotra anaty lava-bato ary manamboatra ny ranon-tantely ao.