plt_tn/psa/081/015.md

664 B

izay mankahala an'i Yaveh ... eo anatrehany

"izay mankahala Ahy ... eo anatrehako"

hiankohoka amin-tahotra

"ho lavo amin-tahotra"

Ho fahanako vary tsara indrindra ny Israely

Andriamanitra mahatonga ny ny vary tsara indrindra hitsiry any Israely dia lazaina toy ny hoe namahana vary ny vahoaka ara-bakiteny mihitsy Izy. DH: "Hamela ny Israelita hihinana ny vary tsara indrindra Aho"

Ho fahanako ny Israely ... homeko fahafam-po ianareo

Ny "Israely" sy "ianareo" dia manondro ny Israelita.

amin'ny tantely avy amin'ny vatolampy

Izany dia manondro ny tantely dia. Ny tantely manorina ny tohotra anaty lava-bato ary manamboatra ny ranon-tantely ao.