# izay mankahala an'i Yaveh ... eo anatrehany "izay mankahala Ahy ... eo anatrehako" # hiankohoka amin-tahotra "ho lavo amin-tahotra" # Ho fahanako vary tsara indrindra ny Israely Andriamanitra mahatonga ny ny vary tsara indrindra hitsiry any Israely dia lazaina toy ny hoe namahana vary ny vahoaka ara-bakiteny mihitsy Izy. DH: "Hamela ny Israelita hihinana ny vary tsara indrindra Aho" # Ho fahanako ny Israely ... homeko fahafam-po ianareo Ny "Israely" sy "ianareo" dia manondro ny Israelita. # amin'ny tantely avy amin'ny vatolampy Izany dia manondro ny tantely dia. Ny tantely manorina ny tohotra anaty lava-bato ary manamboatra ny ranon-tantely ao.