plt_tn/psa/081/008.md

393 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Yaveh mampatsiahy ny vahoaka izay nolazainy raha mbola tany an-tany efitra izy ireo.

raha mba nihaino Ahy mantsy ianareo!

"nefa tsy maintsy manomboka mihaino Ahy ianareo!"

Sokafy midanadana ny vavanareo, dia hameno izany Aho

Andriamanitra mikarakara ny filàna rehetra an'ny vahoaka dia lazaina toy ny hoe Izy no reny vorona mamahana ny zanany.