plt_tn/psa/081/008.md

12 lines
393 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Yaveh mampatsiahy ny vahoaka izay nolazainy raha mbola tany an-tany efitra izy ireo.
# raha mba nihaino Ahy mantsy ianareo!
"nefa tsy maintsy manomboka mihaino Ahy ianareo!"
# Sokafy midanadana ny vavanareo, dia hameno izany Aho
Andriamanitra mikarakara ny filàna rehetra an'ny vahoaka dia lazaina toy ny hoe Izy no reny vorona mamahana ny zanany.