# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Yaveh mampatsiahy ny vahoaka izay nolazainy raha mbola tany an-tany efitra izy ireo. # raha mba nihaino Ahy mantsy ianareo! "nefa tsy maintsy manomboka mihaino Ahy ianareo!" # Sokafy midanadana ny vavanareo, dia hameno izany Aho Andriamanitra mikarakara ny filàna rehetra an'ny vahoaka dia lazaina toy ny hoe Izy no reny vorona mamahana ny zanany.