plt_tn/psa/081/004.md

591 B

Fa izany

Eto ny "izany" dia manondro ny andro firavoravoana.

Andriamanitr'i Jakoba

Eto "Jakoba" dia maneho ny taranany rehetra. DH: "Andriamanitr'Israely, ny firenen'ireo taranak'i Jakoba"

Navoakany ho fitsipika

"nanome izany ho lalàna"

ao amin'i Josefa

Eto "Josefa" dia maneho ny Israelita manontolo. DH: "ho an'ny Israelita"

rehefa nandeha nanohitra ny tany Egypta Izy

Izany dia manondro zava-nisy ara-tantara tany Egypta tamin'ny vahoakan'Israely nandevozina sy navotan'Andriamanitra.

ny tany Egypta

Eto ny "tany" dia maneho ny vahoaka. DH: "ny vahoakan'i Egypta"