plt_tn/psa/081/004.md

24 lines
591 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Fa izany
Eto ny "izany" dia manondro ny andro firavoravoana.
# Andriamanitr'i Jakoba
Eto "Jakoba" dia maneho ny taranany rehetra. DH: "Andriamanitr'Israely, ny firenen'ireo taranak'i Jakoba"
# Navoakany ho fitsipika
"nanome izany ho lalàna"
# ao amin'i Josefa
Eto "Josefa" dia maneho ny Israelita manontolo. DH: "ho an'ny Israelita"
# rehefa nandeha nanohitra ny tany Egypta Izy
Izany dia manondro zava-nisy ara-tantara tany Egypta tamin'ny vahoakan'Israely nandevozina sy navotan'Andriamanitra.
# ny tany Egypta
Eto ny "tany" dia maneho ny vahoaka. DH: "ny vahoakan'i Egypta"