# Fa izany Eto ny "izany" dia manondro ny andro firavoravoana. # Andriamanitr'i Jakoba Eto "Jakoba" dia maneho ny taranany rehetra. DH: "Andriamanitr'Israely, ny firenen'ireo taranak'i Jakoba" # Navoakany ho fitsipika "nanome izany ho lalàna" # ao amin'i Josefa Eto "Josefa" dia maneho ny Israelita manontolo. DH: "ho an'ny Israelita" # rehefa nandeha nanohitra ny tany Egypta Izy Izany dia manondro zava-nisy ara-tantara tany Egypta tamin'ny vahoakan'Israely nandevozina sy navotan'Andriamanitra. # ny tany Egypta Eto ny "tany" dia maneho ny vahoaka. DH: "ny vahoakan'i Egypta"